|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafa fandry |
| Singan-teny | 2 hafa, 3 fandry |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [Bezanozano] hafahafa
[1.78] 6 tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|