|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hadinodino |
| Fototeny | 2hadino |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4[duplicatif fréquentatif].
[1.3#202] |
| Ohatra |
5 Lasa ny herinandro, angamba hadinodino fa tsy misy niteny firy intsony.
[2.332#]
6 Varimbariana ny saina, sady niantomboka ny fikoranan' ny tanora ka hadinodino kely ireo nilaozana. [2.499#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|