|
|
|
|

Teny iditra1 grika
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns.
4Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika.
5Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a Greek. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7grec. [1.8]
Ohatra  8 Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao? [2.996]
9 Nianaran' i Benoà ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay. [2.270]
10 Taloha dia ny grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo. [2.643]
Voambolana  11 Haitoetany: firenena, foko
Tsipelina hafa  12girika, greka
Mpanahaka  13 gresy, 14 gresy
Lahatsoratra  15Randzavola: Grika ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02