|
|
|
|

Teny iditra1 governemanta
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Filan-kevi-mpitondrana amin' ny fanjakan' ny tany ilay: Hivory amin' ny talata ny governemanta handinika momba an' io raharaha lehibe io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4(governmenta): the government. [1.2]
5the government as constituted by the head or Prime Minister; cf.
6fanjakana. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7le gouvernement ensemble des ministres; cf.
8fanjakana. [1.8]
Voambolana  9 Pôlitika
Tovy hevitra  10fanjakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12