|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 gosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Sihanaka] tadio
[1.78] 4 Karazan-tadio ary tsy fahita raha tsy amin' ny ririnina any amin' ny morontsiraka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [Provincial] a whirlwind of sand. See tadio
[1.2] |
| Voambolana | 6 Haitoetrandro |
| Teny iditra (2/2) | 7 gosy |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 [Provincial] the tack of a sail. [Swa. goshi.]
[1.2] |
| Voambolana | 10 Fifamoivoizan-tsambo |
| Kamban-teny rehetra | 11 mandeha gosy |
| Fivaditsoratra | 12 giso, gosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|