|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 gogogogo |
| Fototeny | 2gogo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitomaniana arahina toloko na feo mafy; dradradradra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5weeping loudly, crying out, screaming, as with pain, lamentation.
6Compare gagagaga. 7rolling impetuously, as a rapid stream. [1.2] 8lamentations. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9lamentations.
[1.3, 1.8] 10pleurs. 11le bruit, la violence, le bouillonnement de l’eau qui coule. [1.3#198] |
| Ohatra |
12 Tomany izao, gogogogo izao, na ny an'i Fandravaka na ny an'ny ray aman-dreniny.
[2.895]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22Gogogogo |
| Teny iditra (2/2) | 23 Gogogogo |
| Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 25 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 26 gogogogo, Gogogogo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|