|
|
|
|

Teny iditra1 godro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4maladie violente avec fièvre.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5 Fahasalamana
Tovy hevitra  6gaotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12