Teny iditra | gaotra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The gout [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Maladie de la goutte [1.3] | |
Goutte [1.54] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Ny fihaviany | Anglisy: gout. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |