|
|
|
|

Teny iditra1 gineja
Fototeny  2geja
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voageja, gejaina, tazonina mafy: Noginejany ny tanako.
5tanana: Raha tsy nogineja tao am-pahitra ny omby mety ho nilatsahan' ny varatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6passive with infix.
7Same as ginehy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8serré, étreint, retenu, contraint. [1.3#196]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Tovy hevitra  12voageja

Fivaditsoratra  13 gineja, 14 jigeña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12