|
|
|
|

Teny iditra1 ginehy
Fototeny  2gehy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voagehy, gehezina, fatorana, fehezina: Noginehiny tsara ny entany vao nandeha izy.
5terena: Raha tsy noginehin' ny ray aman-dreniny izy tsy nety nianatra.
6fihinina: Noginehindreniny ela teo ilay zanany vao tonga. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[passive with infix]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8serré, retenu, contraint. [1.3#195]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Tovy hevitra  12voagehy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12