|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 giga
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Antitra dia antitra, goga (zavatra mafy tsy laitra vaitina). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4hard, adamantine, tough, old. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5dur, impénétrable.. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  7gigaina

Teny iditra (2/3)8 giga
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny anglisy  10a continued sobbing.
11Comp.
12gagagaga, gogogogo.. [1.2]

Teny iditra (3/3)13 giga
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15(probablement de l'adjectif giga : vieux, dur, raccorni) Nom donné à la courge-calebasse, Lagenaria siceraria (Molina) Standl.
16(Cucurbitaceae) lorsque ses fruits, devenus adultes, ne peuvent plus être mangés comme légumes.
17On s'en sert alors pour faire des récipients à puiser l'eau, des instruments de musique, etc.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  18 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19