|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 giaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Feo kely manivaka ary mivalana amin' ny hira. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  5 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) 6 Feo

Teny iditra (2/2)7 Giaka
Sokajin-teny  8 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  9Giah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10Giah. [2.996]
Voambolana  11 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  12Toko sy andininy momba Giaka

Fivaditsoratra  13 gaika, 14 giaka, Giaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02