|
|
|
|

Teny iditra1 ganagana entina amin' ny tendany
Singan-teny  2ganagana, 3entina, 4tenda
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12