Teny iditra |
gadralava
|
Singan-teny | gadra ; lava |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ gadra lava ] A long chain stretching from the neck to the feet A man in fetters; a convict. [1.2]
|
| A prisoner [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers [1.3]
|
| Un condamné [1.8]
|
Ohatra | Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava
[2.48]
|
Tohi-kevitra |
Ohabolana |
|