|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gadra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3rojo vy.
[Bezanozano]
[1.78] 4Rojo vy ampiasaina hamatorana olo-meloka na biby, na hatao hidim-bavahady, hidin-dalana. 5Tranomaizina, fahababoana.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a chain, fetters, manacles.
7in the provinces it also means a lock, generally a padlock. 8[Ar. 9qaid, root gad.]. [1.2] 10a chain, a fetter; cf. 11fatotra. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12Fers des détenus, des galériens, colliers des chiens, chaînes pour amarrer les pirogues ou fermer les portes.
[1.3] 13chaîne, entraves; cf. 14fatotra. [1.8] |
| Ohatra |
15 Ity gadra ity dia masom-by sy anjam-by, izay pamatorana ny tongotra
[2.649#]
16 ny tenda miandry boloky, ny lamosina miandry kapoka, ny tongotra miandry gadra. [2.69#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 33Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|