|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gadrafohy |
| Singan-teny | 2gadra, 3fohy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny gadrafohy dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[gadra foly]
6fohy) A short chain, a fetter..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Fers courts mis aux pieds, et si rapprochés qu'on peut à peine changer les pieds de place.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Ary hoy Siedsied: tsara izany fa raha tonga ao izy hazony, koa ataovy amin'izay lalan-dRanavalomanjaka, na ho gadralava na ho gadrafohy na ho an-tranomaizina, nefa mba ampandreneso aho.
[2.366#]
|
| Tohi-kevitra | 9gadra lava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|