|
|
|
|

Teny iditra1 fotsy rora
Singan-teny  2fotsy, 3rora
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny olona tsy ankatoavina ny anatra na torohevitra omeny: Aza atao fotsy rora ireo ray aman-dreninareo!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6used of one who cannot be believed, or one whose words are disregarded.. [1.2]
7who speaks but is not listened to. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8dont les ordres sont négligés. [1.8]
Tovy hevitra  9fotsy teny

Fivaditsoratra  10 fisarotro, 11 fotsy rora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12