|
|
|
|

Teny iditra1 fotony
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe fototra
Fanazavàna teny malagasy  3Antony, vidiny: Ario any io boky io fa tsy misy fotony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4la raison, la cause. [1.3#190]
Ohatra  5 Savasavao ny raviny hahitana ny fotony [2.558]
6 Na maro aza dia iray ny fotony, tsy afa-misaraka [2.606#131]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12