|
|
|
|

Teny iditra1 fotoana maharitraritra
Singan-teny  2fotoana, 3maharitraritra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 hofa: vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra [1.1#439]
6 Gadra roalahy tafatsoaka ny fonjan’i Tsiafahy, tamin’ny volana oktobra 2017 no maty voatifitra ny polisy rehefa nifanenjehana nandritra ny fotoana maharitraritra [4.11]
7 Rehefa mahita ka mahalala azy tanteraka ise, ary mahatsapa ny toe-tsainy raha miresaka aminy fotoana maharitraritra, dia mbola ise io indrindra no angamba ho be filaza [2.1011]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29