|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fotoana ahavelomana |
| Singan-teny | 2fotoana, 3ahavelomana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fotoana iterahan' ny vehivavy (noho ny fahasarotan' ny fiterahana, dia noheverin' ny Ntaolo fa io fotoana io dia mety hahavelona na hahafaty).
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|