|
|
|
|

Teny iditra1 fonosim-bato, haham-bato
Singan-teny  2fonosina, 3vato, 4hahana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza hafatra tsy niova, voatahiry tsy nisy nahafahana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7C’est une pierre quand on l’enveloppe, c’est une pierre quand on la découvre ; fig.
8qui ne change pas, qu’on conserve intact. [1.3#817]
Ohatra  9 Tany aloha dia ondrilahy be hofaka mihitsy no aterina fa tsy vodiondry vola ; fa tatoaoriana dia vola fonosina voro-damba betsaka sady ampiana vato fehezina mafy dia mafy. Izany hoe “Fonosim-bato, aham-bato.” [1.437]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12