|
|
|
|

Teny iditra1 fon' ny mpanefy
Singan-teny  2fo, 3mpanefy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-manondro ny olona saro-po (angamba noho ny mpanefy, rehefa mively ny vy amin' ny tantanana, manao araka izay heriny rehetra). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a quick temper. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7(lit.
8coeur de forgeron), qui se fâche facilement. [1.8]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02