|
|
|
|

Teny iditra1 mpanefy
Fototeny  2tefy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc.. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6forgeron; celui qui travaille un métal quelconque. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 fempina, 10 mpanefy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02