|
|
|
|

Teny iditra1 fonjozoro
Singan-teny  2fo, 3zozoro
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny atin' ny zozoro: Ny fonjozoro dia fampiasa atao lafika na famaohana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the pith of the papyrus or zozoro. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7la moëlle des zozoro. [1.3]
8La moelle du zozoro, Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem.
9& Schult.
10(Cyperaceae).
11On s'en sert pour bourrer les coussins et matelas. [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tsipelina hafa  13fahanjozoro, fanjozoro
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02