|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanjozoro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3jereo fonjozoro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4voir fonjozoro.
[1.3, 1.196] |
| Ohatra |
5 Ka hoy ny fiteniny : " Izay kely haren-koman-dratsy," ary " ny aina toy ny fanjozoro, ka izay mahapandopando no manana ny mafy.
[1.437#]
6 Ary nony vita dia entiny mitsangana ny zaza, ka tantazany vorodamba sarika eo ambanin' ny ferin-jaza, ary raha tsy misy ny sarika, dia fanjozoro no asolo azy. [2.857#] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|