|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 folahina |
| Fototeny | 2folaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tapahina fa tsy tangarana: Nofolahiny ny rotsakazo.
5Ampanekena, atao izay hahendry azy: Folahony ombinareo. 6/ Tsy azony nofolahina mihitsy ilay zanany. 7Asampin ka aforitra: Folaho ny lambanao. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Qu’on brise en angle, qu'on plie, qu'on replie, qu’on retrousse, qu'on dompte, qu’on corrige.
[1.3#182] |
| Ohatra |
9 Taitran' ilay fiarakodia ilay omby folahina ka nanivaka saika hanitsy tranon' olona.
[2.472]
10 Tsy azon-dRenilezo folahina hanaraka izay heviny akory, fa mandeha hafa mihitsy ny azy. [2.324] 11 Aza manary ny mason-karem-pahalalana, fandrao tonga tahaka ny biby folahina ka tsy mahay afa-tsy izay ampianarma azy. [2.285] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 fañiloha, 18 fanolahy, 19 folahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|