|
|
|
|

Teny iditra1 foi-kazo
Singan-teny  2foitra, 3hazo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tonon' ny hazo izay miforona eo amin' ny toerana nisy rantsana tapaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[hazo, a tree.] A knot in wood.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7cicatrice en relief sur certains troncs lisses à l'endroit où se détache une branche caduque ; par extension, noeud. [1.196]
Voambolana  8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tsipelina hafa  9foitrankazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12