|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fohy fijery
Singan-teny  2fohy, 3fijery
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny voamasony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky. [1.10#F622]
Fanazavàna teny frantsay  6myope. [1.3]
Voambolana  7 Fahasalamana
Tovy hevitra  8fohy maso

Teny iditra (2/2)9 fohy fijery
Singan-teny  10fohy, 11fijery
Sokajin-teny  12 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  13tsy mahatsinjo mialoha ny zavatra mety ho vokatry ny atao. [1.10#F622]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12