|
|
|
|

Teny iditra1 fohazina
Fototeny  2foha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tairina amin' ny torimasoo: Aza mbola fohazina izy fa vizana.
5Tsahivina: Tsy tokony hofohazina intsony io raharaha io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be wakened. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on réveille. [1.8]
Ohatra  8 Aoka ny lasa hatory mandrakizay fa aza fohazina intsony, hoy Bina. [2.499#]
9 Dia tsy navelako ho fohazina tamy ny io alina io Raketaka sy Ramasinoro fandrao taitra ka mivadi-pò Ramasy. [2.59#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 fihazona, 16 fohazina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02