|
|
|
|

Teny iditra1 foano
Fototeny  2foana
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana foanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4éliminez. [3.1]
Ohatra  5 Koa foano ny faniriana, dia ho foana ny fijaliana [2.296#]
6 Alohan' ny fisokafan' ny fandatsaham-bato dia tsy maintsy amarinin' ny birao fa foano tsy misy na inona na inona ny valopy [2.114#]
Tsipelina hafa  7foany
Sary 

Fivaditsoratra  8 afono, 9 foano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02