Teny iditra | foanana (foana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be abolished, to be brought to naught [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | anafano, anofana, foanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |