|
|
|
|

Teny iditra1 fizozozozo
Fototeny  2zozozozo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4toetran' ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Manière de bourdonner, de bruire, de siffler. [1.3#876]
Ohatra  6 Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12