|
|
|
|

Teny iditra1 fizaha
Fototeny  2zaha
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mizaha na mandeha hijery; mitady. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ce qu’on peut regarder, manière de regarder. [1.3]
Ohatra  6 indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman' izay azon' izany. [2.996]

Fivaditsoratra  7 fihaza, 8 fizaha, 9 hazafy, 10 Zifaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12