|
|
|
|

Teny iditra1 fivikiviky
Fototeny  2vikiviky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana.
5Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena. [1.1]
Tovy hevitra  6fivikivikiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12