|
|
|
|

Teny iditra1 fivikivikiana
Fototeny  2vikiviky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany nankany antsena. [1.1]
Tovy hevitra  5fivikiviky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12