|
|
|
|

Teny iditra1 fivaviana
Fototeny  2vavy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-vavy. [1.1]
Ohatra  5 Ny totohondry no anehoana ny fivaviana ary ny tanana mipepeka azy io no anondroana ny filahiana. [1.519#]
Voambolana  6 Haiaina
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 fanivaiva, 9 fivaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08