|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsimpohafohazana |
| Fototeny | 2tsimpohafoha |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitsangantsanganam-bolo; fifohazana na fisehoan-javatra indray: Mampanahy indray ity ny fitsimpohafohazan' ny nendra.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|