|
|
|
|

Teny iditra1 fitsimpohafoha
Fototeny  2tsimpohafoha
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mitsimpohafoha, izany hoe mifohafoha, mitsangantsangana (volo); na miseho indray. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12