|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitsaikana |
| Fototeny | 2tsaika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fitsaikana |
| Fototeny | 6tsaika |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy.
9Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto. [1.1] |
| Tovy hevitra | 10fitsaihana |
| Fivaditsoratra | 11 fitsaikana, 12 tafasikina, 13 tany fasika, 14 tsaikafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|