|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitsaihana
Fototeny  2tsaika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy.
5Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto. [1.1]
Tovy hevitra  6fitsaikana

Teny iditra (2/2)7 fitsaihana
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9fihaonan'ny tsiry lahy sy vavy hanome tsaika. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10fécondation. [1.13]
Voambolana  11 Haiaina

Fivaditsoratra  12 fahitsiaña, fahitsiana, 13 fitsaihana, 14 fitsiahana, 15 ifitsahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02