|
|
|
|

Teny iditra1 fitory
Fototeny  2tory
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra.
5Azo torina. [1.1]
Ohatra  6 Fa tao amin' ireo Kolejy ireo no nohamafisina ny foto-pisainana samihafa, ny fomba fitondrana tsy mitovy, ny fiheverana momba ny vola, hatramin' ny fomba fitory teny. [2.356#]

Fivaditsoratra  7 fitory, 8 tifiro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12