|
|
|
|

Teny iditra1 fitonena
Fototeny  2tony
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihaketrahana, fihalefena: Ny fitonen' ny ranomasina / Ny fitonen' ny hatezeran' Andriamanitra. [1.1]
Kamban-teny rehetra  5angôvon-toerana ara-pitonena

Fivaditsoratra  6 fitonena, 7 fotenina, 8 ifanteno

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08