|
|
|
|

Teny iditra1 fitondrantena
Singan-teny  2fitondrana, 3tena
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5toe-piainana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Conduct, personal behaviour. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7conduite. [1.5#299]
Ohatra  8 Koa mahavaly tanteraka ny fitondrantena koa ve ny tsiny? [2.296#]
9 Nandoka ahy, aminy fitondrantena, sy ny fahaizana soratra; [2.59#]
10 Fantany ny fitondrantena sy ny fitsipika harahina mba ho salama. [2.332#]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
12 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02