|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitomboka
Fototeny  2tomboka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka. [1.1]
Kamban-teny rehetra  5sary vita fitomboka

Teny iditra (2/2)6 fitomboka
Fototeny  7tomboka
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary.
10(Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11cachet. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08