|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitomaniana
Fototeny  2tomany
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandrotsahan-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo; fangatahana, fitalahoana mafy miaraka amin-dranomaso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5weeping, lamentation. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6pleurs, lamentations. [1.8]

Teny iditra (2/2)7 Fitomaniana
Sokajin-teny  8 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  9Randzavola: Fitomaniana amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  10Lamentations: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11Lamentations: un des livres de la Bible. [2.996]
Voambolana  12 Soratra Masina

Fivaditsoratra  13 Fitomaniana, fitomaniana, 14 mitanina afo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03