|
|
|
|

Teny iditra1 fitohizambalala
Singan-teny  2fitohizana, 3valala
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazan' ahitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6The name of an herb used in stringing locusts together.
7Same as fitoiakolatsa. [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8(de fitohizana, racine tohy, ce qui sert à enfiler ; et valala : sauterelles).
9Nom de diverses Cyperaceae dont la tige est employée par les enfants pour enfiler les sauterelles et autres petites proies lorsqu'ils vont à la chasse.
10Surtout : Cyperus compactus Retz.
11et Pycreus polystachyos (Rottb.) P.
12Beauv.
13(Cyperaceae).
14La décoction des souches de ces plantes est administrée comme odi-kibo, remède contre les maux de ventre.. [Merina] [1.196]
Ohatra  15 Raha ny filaharan' ny ravin' ny zozoro na ny herana na ny fitohizambalala kosa no dinihina, dia ho hita fa misy ravina telo amy ny indray manodidina ny taho. [1.357#5]
Voambolana  16 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12