|
|
|
|

Teny iditra1 fitohanana
Fototeny  2tohana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely.
5Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika. [1.1#355]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action de s'appuyer sur, l'étai, l’aide, le lieu, le motif. [1.3#709]

Fivaditsoratra  7 fiantohana, 8 fitohanana, 9 ifantohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12