|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fitohana |
| Fototeny | 2tohana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively ny fomba fitohan' ny voninkazo amin' ny rindrina.
5Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, misy zavatra manakana: Ny fitohan' ny rano any irà no mahakely ny rano manondraka ny tanimbolintsika. [1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 6 fitohana |
| Fototeny | 7tohana |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana.
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 10 fitohana |
| Fototeny | 11toha |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Fitadiavana (remby, zaha).
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 14 afantohy, 15 fihotana, 16 fitohana, 17 fotahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|