Teny iditra | fitodian-tsambo | |
Singan-teny | fitodiana ; sambo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Toerana eo amoron-dranomasina voavoatra hiantsonan'ny sambo [1.1] | |
Ohatra | Rehefa sendra fitodiantsambo dia nidinamba nandia tany maina.
[2.356] | |
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24 |