|
|
|
|

Teny iditra1 fitodian-tsambo
Singan-teny  2fitodiana, 3sambo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Toerana eo amoron-dranomasina voavoatra hiantsonan'ny sambo. [1.1]
Ohatra  6 Rehefa sendra fitodiantsambo dia nidinamba nandia tany maina. [2.356#]
Voambolana  7 Fifamoivoizan-tsambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12